Teny iditra | sarotra alina | |
Singan-teny | sarotra ; alina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ireo aretina sasany, izay amin' ny alina vao tena mihamafy, nefa ny antoandro tsy dia maninona loatra [1.1] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18 |